
RMCF MG - Madagascar
RMCF MG - Madagascar
Application ho an'i Mpankafy Real Madrid 🇲🇬
Vaovao farany (Actualités)
Live Score mivantana
Fandaharam-potoana (Fixtures)




RMCF MG - Madagascar🇲🇬
Afaka miresaka mivantana ny Mpampiasa ny RMCF MG - Madagascar ianao ao anatiny👥
Vaovao farany (Actualités)
Araho tsy tapaka amin’ny teny malagasy ny vaovao farany momba ny Real Madrid: vaovao momba ny mpilalao (oh: Mbappé, Vinícius, Bellingham), ny Mercato, ary ny fiainan’ny klioba.
Vaovao Marina
Amin'ny Teny Malagasy 100%🇲🇬
Alaivo ilay Application ary
Live Score mivantana
Jereo sy araho mivantana ny vokatry ny lalao rehetra (La Liga, Champions League, sns.) mba tsy ho tara amin’ny score sy ny zava-mitranga.
Afaka mahazo Résultats eran-tany
Tsy mila mampiditra compte
🇲🇬
Ireto avy ireo activités ao amin'ny RMCF MG - Madagascar
🇲🇬 RMCF MG - Madagascar😂
Fandaharam-potoana (Fixtures)
Mahazoa fandaharam-potoana mazava momba ny lalao ho avy, mba hahafahanao manomana mialoha ny fanarahana ny ekipanao.
Filaharana (Classement)
Araho ny toerana sy ny filaharan’ny klioba amin’ny fifaninanana samihafa amin’ny alalan’ny pejy classement.
Lalao sy Quiz
Mandraisa anjara amin’ny quiz sy lalao mifandraika amin’ny tantaran’ny Real Madrid, hanandramana ny fahalalanao sy hialana voly.
Fanehon-kevitra avy amin'ny mpampiasa ny RMCF MG - Madagascar
Afaka mametraka ny avis anao ianao.
FAQ RMCF MG - Madagascar
Inona no tianao ho fantatra momban'i Application ☺️
Inona ny RMCF MG - Madagascar?
RMCF MG dia app ho an’ny Madridista eto Madagasikara, natao hanarahana vaovao sy votoaty momba ny Real Madrid amin’ny teny malagasy.
Inona avy no ho hitako ao anatin’ilay app?
Ahitana: vaovao farany (Actualités) momba ny mpilalao, Mercato ary fiainan’ny klioba; Live Score sy fandaharam-potoana (La Liga, Champions League, sns.) miaraka amin’ny classement; ary lalao/quiz momba ny tantaran’ny Real Madrid.
Afaka manaraka mivantana ny vokatry ny lalao ve aho amin’ny RMCF MG?
Eny. Ny app dia manolotra “Live Score & Fandaharam-potoana” hahafahanao manaraka ny vokatry ny lalao sy ny filaharana (classement).
Misy quiz na lalao ve ao amin’ny RMCF MG?
Eny. Misy “Lalao sy Quiz” ahafahanao mandray anjara amin’ny quiz momba ny tantaran’ny Real Madrid ary mifaninana amin’ny Madridista hafa.
Misy toerana hifanakalozan-kevitra amin’ny Madridista hafa ve?
Eny. Misy “Dinika Madridista” ho sehatra hifanakalozan-kevitra amin’ny mpanaraka ny pejy “Mpankafy Real Madrid Mada”.
Ampiasao maimaim-poana ny RMCF MG - Madagascar
Tohano ny vita Malagasy🇲🇬 RMCF MG - Madagascar🔥
Ampidiro eto ny Mail anao
Ary kitio ilay bokotra mavo🔥
By subscribing, you agree to RMCF MG - Madagascar Privacy Policy.
